Vavaka

Lohateny Vavaka
Nampiditra moicoquillage
Tamin'ny 29/03/2007 15:25
Vangy : 646

Sol    Do          Mimsus4
Omeo anay ny saina tony
        Fa         Do
Ho entinay miatrik'ady
Sol        Do     Mimsus4
F'ianao no ray ao ambony
     Fa        Sol
Sy fanilonay mitady
Sol      Do         Mimsus4    
Halaviro anay ny fo maloto
    Fa        Fam
Fisedrana mahamay
Sol   Do          Fa 
Omeo anay ny fo mazoto
      Sol             Do
Tompo oh, izay no vavakay

Do Si 
La     Sol
Fa mihasarotra isan'ora
        Do
Anie ny fiainanay ety
     Re
Miha ety miha ety
       Sol
K'aza avelanao hahia
           Do            Mimsus4         
Oh ampio izahay tsy misy mpihantra
        Fa     Fam
Ampio izahay mahantra
Do                   Sol
Sakaizan-ponja sy ny gadra
       Fa         Do 
Tomany sy midradradradra


Sol   Do           Mimsus4
Omeo anay ny saina tony
      Fa           do
Ho entinay manompo anao
Sol      Do        Mimsus4    
Fa mbola maro ny demony
       Fa                sol
Rakotr'ota izao tontolo izao
Sol    Do       MimSus4
Ny ady etsy sy eroa
     Fa            Fam
Vono moka tsy amim-boka-tsoa
Sol      Do            Fa
Fa mbola maro anie ny fery
          Fa           Do
Sy ny herisetran'ny mahery


      Fa          Do
Tompo oh, izay no vavakay
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101