Ampidiro aloha ny tenimiafina
Razazavavy
soloy raha misy diso Tonga sahady Lam ny lohataona Ré Sol Vadin’i razazavy Lam Do Tsy mety tonga foana Ré mMi Omaly Alahady Andro fiangonana Vavak’i razazavavy Manao hoe miverena Nisy nandalo tao an-tanàna Nilaza an’i razavavy Maty ny vadiny Matin’ny fiara, fiarakodia Tany Talatamaty Ilay vadiny Hatramizay, lasa fadin’ny Taranaka, taranak’i Razazavavy Ny mandeha fiarakodia (2) Avelao ho tonga Ny lohataona Vadin’i Razazavavy Tsy mety tonga foana (2)
