Ampidiro aloha ny tenimiafina
VETSON'NY KAMBOTY
Mahatsiaro anao ry dada ô,ireto maminao re Re Sol La Re Mifaly mikorana, mitafy ranomaso fa# Sol La7 Re Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo Re Sol La Re Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono. fa# Sol La7 Re fiv : Dada ô, neny tiako e Sol Sol Nahoana dia nilaozanao re Sol La Mangina e, mangina ny akany kely Sol Sol La Mandria am-piadanana ianareo. Re Sol La7 Re Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo Re Sol La Re Laha-janahary izao ka hozakaina ihany fa# Sol La7 Re Mipitrapitra irery ireto maminao re RE Sol La7 Re Nofy ihany sisa no hiantana alahelo. fa# Sol La7 Re
