Omeo kafe

Lohateny Omeo kafe
Nampiditra raluc
Tamin'ny 25/10/2005 11:42
Vangy : 306
naotin'kiran' le hiran' lolo & ny tariny oe
"omeo kafe"
ra misy diso dia mba lazao any a mba hifanampiana e.
Misaotra,

nyaccords ilaina ato:
mi(acc): 002003
mi(min): 022000

intro:
mi(acc) re(maj) do sol

mi(acc)  re(maj) do     sol
Omeo   cafe ,    cafe mafàna
re(maj)   
Fa toa mangitsy
             mi(min)
Ty ririnina ity 
re(maj)      mi(min)
Ty ririnina ity 

mi(acc)            re(maj)
Raha lasana any an`aho
do     sol
Ka mba mahita
re(maj)
Dia mba mahatsiaro 
             mi(min)
Ty ririnina ity 
re(maj)      mi(min)
Ty ririnina ity 

re(maj)

do ...
Fa raha ny làlana
Hisampana (2)
si(mar-min) ...
Ny tanantsika(2) hisaraka(2)
re(maj)            sol
Ka tonga any aho , hanao veloma
re(maj)                  do la(maj)
Raha sitrakao , dia izao atao


mi(acc)  re(maj) do     sol
Omeo   cafe ,    cafe mafàna
re(maj)
Fa toa mangitsy 
             mi(min)
Ty ririnina ity 
re(maj)      mi(min)
Ty ririnina ity 

mi(acc)  re(maj)  do     sol
Reveo indray     ilay sigara
re(maj)
Enti-misioka
             mi(min)
am ty ririnina ity 
re(maj)      mi(min)
Ty ririnina ity

re(maj)

do ...
Fa raha vao lasa any aho
Dia hitomany (2)
si(bar(maj) ...
Rafahavaratra , ho tonga ihany(2)
re(maj)             sol
Ny orana tsy tia ankaso
re(maj)         do la(maj)
Hanafina ny ranomaso



mi(acc)  re(maj)  do     sol
Omeo   cafe ,    cafe mafàna 
re(maj)
Fa toa mangitsy 
             mi(min)
Ty ririnina ity 
re(maj)      mi(min)
Ty ririnina ity 

mi(acc)  re(maj)  do        sol
Reveo indray ,    ilay hirantsika
re(maj)
Hoe tia misioka 
             mi(min)
am ty ririnina ity 
re(maj)      mi(min)
Ty ririnina ity

napetrak'i lou.rana tamin'ny 25 oktobra 2005
lou.rana@laposte.net
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082