Ampidiro aloha ny tenimiafina
Embona
DO MImin REmin SOL DO Embona sy hanina, tsiahy maha-fahanginana LAmin REmin SOL DO Ngoly ny fo mamelovelo, madisadisan'alahelo DO MImin REmin SOL DO Ny avôna tazanina,tsy hita ho dinganina LAmin REmin Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra SOL SOL DO Ny aina marary, ny fo maratra LAmin LAmin REmin Fa ny antsoko, ny ankony mitampody SOL DO Mba mihika mafy anie aho nefa tsy tody SIbmol7 LAmin Izay jereko manjavozavo SOL DO Tako-drahona sy vohitra avo LAmin REmin Fa mahery sy masiaka ny onja SOL DO Tsisy lakana mety afaka hitondra SIbmol7 LAmin Ny maso no alefa maminany SOL DO Mibanjina anao any ho any. Alahelo sy toloko, raha vao injay tsaroako Fa noho ny hasomparan'ny tany Izaho aty, ianao lavitra any Tsy azo hiadiana ny anjara 'Zay angamba no heveriny ho tsara Izaho tsy kivy tsy ho ketraka Na dia mangidy mavesatra Fa ny ahy dia fitia tena marina Na anaty honahona tsy ho tafarina Na halevina mety handifitr'olona Hiposaka amin'ny hamololona Ny any hafatro dia ny hoe matokia Fa izaho tsy hitsahatra ny hitia Tsy ny halavitana, ny tsy hita maso Mahasakana ny fontsika tsy hihaona
