tompo ô
Lohateny
tompo ô
Nampiditra deghany
Tamin'ny 27/06/2005 17:06
Vangy : 600
B G#m
Tompo o , Ianao no mpanjaka mahery
E F#7
tena fitia , mpitari-dalana ny dia
B G#m
Ianao irery, mandrava ny ratsy
E F#7
mierina , miaro n'aiza n'aiza aty
fiv1:E F# B A#dim G#m F#
Sambatra aho tafaraka aminao
E F#
tsara fo , madiodio saina koa
E F# B A#dim G# F#
tretrika aho , midera ny anaranao
E F#
fa tsy miova , tsy miova anatiko ao ianao
Tompo o , Ianao no fanilonay ety
be fitia , mitsinjo e , ny dia
ny lanitra sy ny tanyrehetra ao @ izany ho'aho
tena lova , lova tsy napetrakao ho ahy
fiv2:
faly aho e, mihira ny hiranao e
fa masina e, masina tokoa Ianao
ny hiranao e , matoky ny anaranao e
fa tsy miova , tsy miova anatiko ato ianao