Yann

Nampiditra fian
10/10/2004 16:07
Hiran'i Yann 1 Jereo eto
Vangy : 1974
Mpankafy : 0 Ankafizo
Yann (ian), na i Rabenasolo Tahiana dia auteur/compositeur/musicien izay tena misongadina noho ny fahaizany mitendry.
Tanora dia tanora izy nefa dia efa nahavita betsaka sahady amin'ny lafiny artistika. Vao 16 taona izy dia chef de choeurs ao amin'ny Eglise Luthérienne Réunion. Mitendry ho an'i Tiana, Anyah...ary sakaiza akaiky an'i Pana Reeve.
Teny Itaosy(Antananarivo) no niandohany, ary aty La Réunion izy amin'izao fotoana izao.

Hevitra momba an'i Yann

fian (10/10/2004 20:07)
yann (ian), na i Rabenasolo Tahiana dia auteur/compositeur/musicien izay tena misongadina noho ny fahaizany mitendry.
Tanora dia tanora izy nefa dia efa nahavita betsaka sahady amin'ny lafiny artistika. Vao 16 taona izy dia chef de choeurs ao amin'ny Eglise Luthérienne Réunion. Mitendry ho an'i Tiana, Anyah...ary sakaiza akaiky an'i Pana Reeve.
Teny Itaosy(Antananarivo) no niandohany, ary aty La Réunion izy amin'izao fotoana izao.

Hiran'i Yann (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102