Voarin'ny Lanitra (imerintsiatosika)

Hampiditra sary Nampiditra Nanjaryaina
10/05/2016 17:33
Hiran'i Voarin'ny Lanitra (imerintsiatosika) 1 Jereo eto
Vangy : 751
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny voarin'ny lanitra dia antoko mpihira katolika ao imerintsiatosika. Mihira sy mitory ny vaovao mahafalin'i Kristy. Nampitondraina ny anarana "voarin'ny lanitra" tamin'ny 21 janoary 1996. Ny antoko mpirhira voaron'ny lanitra dia misy mpikambana 50 eo ho eo. Ny voarin'ny lanitra koa dia ao anatin'ny misioneran'ny fiadanana ka ny teny hoentiny mihira sy mitory dia ny hoe: "ho aminareo anie ny fiadanana" Jn 20,19/21.

Hevitra momba an'i Voarin'ny Lanitra (imerintsiatosika)

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Voarin'ny Lanitra (imerintsiatosika) (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2425