Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamy ny miaina (Voarin'ny Lanitra (imerintsiatosika))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny miaina
1)
mamy ny miaina rehefa eo ianao Jesoa
toky no tononkira.serasera.org azoko, milamina ny fiainako
hery ho ahy ianao,tokiko eny an-dalako
ref:
ka matoa aho swigtcq velon'aina anio,
dia ny fahasoavanao no antony
hafaliana,dia efa ianao 'zay
Jesoa mamiko,izaho tsy hisaraka aminao
tsy iandrasako fotoana intsony
fa zaraiko amin'ny namako
'zay mahasoa ahy,dia efa ianao zay
Jesoa oh avia,
ndao isika hiara-dia.
ka misaotra Jesoa nanaiky ahy
vao antsoina,dia tsy mandA
tsy namela ahy ho lavo.
to ny foko ka matoky
tsisy sakana ny dia
lavorary izay atao satria:
izay rehetra mahasoa
miaraka aminao jmxvu jesoa
Mamy ny fiainako
(..........)
2)
Mitoera eto aminay ianao jesoa
mila anao tsy tapaka eadkur ny fiainako
vahaolana,tsara sady mahasoa
ka matoa aho velon'aina anio...............
1)
mamy ny miaina rehefa eo ianao Jesoa
toky no tononkira.serasera.org azoko, milamina ny fiainako
hery ho ahy ianao,tokiko eny an-dalako
ref:
ka matoa aho swigtcq velon'aina anio,
dia ny fahasoavanao no antony
hafaliana,dia efa ianao 'zay
Jesoa mamiko,izaho tsy hisaraka aminao
tsy iandrasako fotoana intsony
fa zaraiko amin'ny namako
'zay mahasoa ahy,dia efa ianao zay
Jesoa oh avia,
ndao isika hiara-dia.
ka misaotra Jesoa nanaiky ahy
vao antsoina,dia tsy mandA
tsy namela ahy ho lavo.
to ny foko ka matoky
tsisy sakana ny dia
lavorary izay atao satria:
izay rehetra mahasoa
miaraka aminao jmxvu jesoa
Mamy ny fiainako
(..........)
2)
Mitoera eto aminay ianao jesoa
mila anao tsy tapaka eadkur ny fiainako
vahaolana,tsara sady mahasoa
ka matoa aho velon'aina anio...............
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Voarin'ny Lanitra (imerintsiatosika)Hits : 1898
Likes : 0 Like
Created by : Nanjaryaina
Date : 10/05/2016 19:27
