Hevitra momba an'i Nina tarika Ndrina Ramamonjy

Hiverina amin'ny Nina tarika Ndrina Ramamonjy Hampiditra hevitra
rearea ( 27/11/2005 17:01)
lany andro manaratsy eo nareo fa tsy misy marina akory zay lazainareo eo. izaho tao @ fan club Hantatiana taloha dia somary maharaka vaovao, ka mangina daholo.
nisistras ( 22/03/2005 22:03)
Ny mpihira rangaha ty tsy miditra eto ah. na iza hanatsara na iza hanaratsy dia mitohy foana ny kanto an, aiza be fialonana., ary hay ve efa manana vady be izy eh.
nisistras ( 22/03/2005 19:59)
ary ianao io angaha tsy manaratsy olona dia lazao fa i Nina daholo ny olona rehetra, angaha lasa mpaminany ianao. fa maninona raha niry sy sitraka. reraka manaratsy azy eo ianao.
marina50 ( 22/03/2005 08:55)
nisistras: ny fanalavana an'io dia:

ni: Nina

si: Simon,ny vadibe-ny,

Stras: strasbourg

ny dikan'izany dia i Nina mihitsy en personne io manaratsy ny olona io fa ovainy fotsiny ny pseudo-ny!! mazava amin-tsika rehetra amin'izay ve???
nisistras ( 21/03/2005 20:33)
hay ato ko le be fialonnaa ity. tena marary saina ianao fa andana mitsabo tena.
marina50 ( 20/03/2005 20:32)
non! za tsy mpivavaka ka!
atao inona ny mivavaka??
tsy mila an'izany aho e!
ianao no mila!
tsaragasy ( 20/03/2005 16:57)
raha olona mivavaka ianao tsy milaza ireo lazainao rehetra ireo, ianao no tokona hikonfesy. fa angaha ianao mieritreritra hoe raha mamnkany ampiangonana lava dia olomarina zay. Ary tsy mahanfatantra an'i Nina zany akory ianao, fa angamba olona mba te hanaratsy fotsiny koa. ary izao tsy mahalala izay tena ataony intsony efa ho efatra taona izy zay no tsy niverina taty mada. Sady toa tena sosotra be mihintsy ianao zany fa angaha voadona mafy.hahahahaha
marina50 ( 20/03/2005 11:06)
MATOA IZY TSY MISY NAMANA DIA IZY NO TENA RATSY TOETRA! INSUPPORTABLE HOY NY FITENENANA VAZAHA,
KOA DIA MBA MIERITRERETA KELY RY IKALA TSY MISY SAINA ITY A!
marina50 ( 20/03/2005 11:02)
gas mpifanerasera aminy matetika izahay!
aty strasbourg ka dia mba mihevera tena e!
andana amin'izay mikofesy fa efa any amin'ny afo be vao gaga tenisany!
marina50 ( 20/03/2005 10:59)
mi-insiste be mihitsy an!! miaro be tahaka ny inona!!hihihi!! aleo hiomehezana e!!
f'inona moa ny ho ratsy ho tianao ataon'ireo olona ireo aminy e???
ianao de tte facon miseho tsy mahalala an'i Ninah kanefa hita ihany hoe: lainga be ihany ny tantarainao eto!
mamorona fotsiny!!
te-hanimba ny réputation'i Hantatiana sy Ndriana ramamonjy fotsiny no tena base-nao!
ny ratsy ataonao ange mbola hivaly aminao foana e!!
minoa ahy ianao!!
ka akombony ny vava fa mandreraka be e!

ratsy siana!!!
tsaragasy ( 18/03/2005 23:13)
fa iza mo io marina50 io, i Nina nilaza tamiko fa tsy dia mahalala olona firy ko inona no vava ratsy ho ataony eo. misy zavatra ratsy nataon'ireo olona ireo azy matoa izy sosotra. Sady tsy manaratsy olona zany mihintsy izy. ny olon aza no manaratsy azy.
tsaragasy ( 18/03/2005 21:50)
tsy Nina zany mihintsy aho fa namany, mipetraka eto Antananarivo ary tsy fantatro izy na mbola mianatra hira na tsy, ireo nolazaiko momba azy ireo no mba fantatro. izay olana nisy teo aminy sy ny olona sasany tsy fantatro. Fa araky ny fahafantarako azy dia misy antony matoa izy tsy miresaka @ ireo olona nifaneraserany taloha, saingy tsy fantatro. anontanio azy.
hanty31 ( 17/03/2005 20:19)
O ry Nina a!
hay ve ianao ilay tsaragasy e!??
fa maninona no dia haratsianao be i Hantatiana?? fa naninona anao izy kay!?? f'angaha moa raha tsy nisy azy sy i Ndriana ianao ho tonga amin'izao toerana izao!??
tsy nisy nahalala anao raha tsy nifandray tamin'ireny olona ireny,ka dia mba manana reconnaissance na dia kely aza!
malahelo daholo ny olona rehetra fa ianao vao mba lasa kely tany an-dafy tany dia niavona be sady tsy te-hahalala ny olona fantatrao intsony na ny aty mada na ny ankizy namanao any an-dafy any !
tsy misy tsy miaiky ny fiavonavonanao!!
vao strasbourg ve retsy dia efa miambo tahaka izany sahady!!
mampalahelo fa ovao ny toe-tsaina e!
tsy misy sarobidy tahaka ny finamanana amin'ny hafa fa tsy manenjika ny olona !
tsy manenjika anao aho fa malahelo amin'ny vavanao aminy sy ny vavan'ny olona momba azy ka dia miaro azy izahay!
ankizy be tsy miteny izy dia araraotinao fotsiny haratsiana..
ka dia mba mieritrereta kely e!
marina50 ( 17/03/2005 18:19)
Nina mandainga fa tsy mianatra ao amin'ny conservatoire intsony izy! izahay moa dia gasy aty strasbourg mahalala azy tsara!
sady mpanaratsy olona izy io no ratsy vava be mihitsy! asa hoe inona ny tanjony fa efa maro ihany ny olona nifandray taminy fa noharatsiany daholo no sady hitsoahany avokoa!
afa-baraka ny anaran'i Ndriana Ramamonjy miaraka aminy !

tsaragasy ( 31/01/2005 18:42)
tamin'ny taona 1997 i Nina no nanomboka niaraka nihira tamin'i Ndrina Ramamonjy. nanao interpretation izy toy Céline Dion na ko i Edith Piaff rehefa manafana lanonana , mariazy sy ny sisa.... taty aorina izy dia nanampy an'i Hantatiana (choriste)avy eo mo izy dia namoka ny hirany aza manambady mamolava, sy hira hafa ihany ko, ny taona 2000 izy dia lasa nanohy ny fianarany aty France, conservatoire de Strasbourg, ary mbola manohy ny mozika miaraka amin'ireo musicien namany eto Strasbourg.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3289