Nina tarika Ndrina Ramamonjy

Nampiditra nisistras
22/03/2005 17:03
Hiran'i Nina tarika Ndrina Ramamonjy 1 Jereo eto
Vangy : 2041
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny mpihira rangaha ty tsy miditra eto ah. na iza hanatsara na iza hanaratsy dia mitohy foana ny kanto an, aiza be fialonana., ary hay ve efa manana vady be izy eh.

Hevitra momba an'i Nina tarika Ndrina Ramamonjy

tsaragasy (31/01/2005 18:42)
tamin'ny taona 1997 i Nina no nanomboka niaraka nihira tamin'i Ndrina Ramamonjy. nanao interpretation izy toy Céline Dion na ko i Edith Piaff rehefa manafana lanonana , mariazy sy ny sisa.... taty aorina izy dia nanampy an'i Hantatiana (choriste)avy eo mo izy dia namoka ny hirany aza manambady mamolava, sy hira hafa ihany ko, ny taona 2000 izy dia lasa nanohy ny fianarany aty France, conservatoire de Strasbourg, ary mbola manohy ny mozika miaraka amin'ireo musicien namany eto Strasbourg.

Hiran'i Nina tarika Ndrina Ramamonjy (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106