Heaven's Worship
Sary rehetra...
Nampiditra ZoRan9 18/08/2025 14:32
Hiran'i Heaven's Worship 2 Jereo eto
Vangy : 162
Mpankafy : 1 Ankafizo
Mombamomba azy
Heaven's Worship dia vondrona tanora Mpiankohoka (Ilay fiankohofana marina),samy manana ny fiangonana misy azy avy fa kosa ampiraisin'ny fitiavana an'i Jesosy Kristy. Maro ny endrika entin'izy ireo hanehoana izany fiankohofana izany (slam,tonokalo,hira,dihy,sns...).Hevitra momba an'i Heaven's Worship
Mbola tsisy nametraka hevitra
