Gilly
Sary rehetra...
Nampiditra malagasyjazzlabel 30/07/2025 08:35
Hiran'i Gilly 1 Jereo eto
Vangy : 184
Mpankafy : 1 Ankafizo
Mombamomba azy
Tsy misy zavatra azo ambara fa raha misy manana momba azy dia afaka mampiditra ity ihany koa no hira mba fantatro momba azy.Hevitra momba an'i Gilly
malagasyjazzlabel (31/07/2025 10:39)
I Gilly dia mpihira malagasy miangaly ny Folk music. Nodimandry ny taona 2024. Raha mikasika ny hirany dia tena mitatara ny zavatra Niainany
