tena tia (zovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mihaona isika roa, dia tena avy ao am-po
No ilazako
Tena tia wgjk anao aho, tsy mba mivazivazy
Na kilalao
Iny volana iny , sy ny kintana akia
Raha mety tononkira.serasera.org ho foana
Dia ho tapitra koa, ny anjarantsika roa
Saingy nofy izany
ref
Fa tena tiako be hoa ianao, tena tiako be tsotr'zao oh oh
Tena tiako be ihany koa, raha miaradia hoa tsika roa oh oh
Ny fontsika ho iray, hiara dia mandrakizay aie aie(x2)
Azonao angamba e, izay tiako hambara
Malala oh
Izay tia mantsy adala,mirediredy hoe malala
Aiza ianao eee
Averimberiko foana, tsy mba mety hankaleo
Fa tiako ianao
Tsy manina raha, omenao tsiny aza anie aho
ô cherie

Tena tiako mhleja be ihany koa, raha miaradia hoa tsika roa oh oh
Ny fontsika ijcq ho iray, hiara dia mandrakizay aie aie(x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : zovyVangy : 1640
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : helico
Daty : 08/04/2022 10:51