GASY ANDAFY (ZANDRY jaen-claude)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Samy te ho ela velonaby
Na ny salama na marary
Tsikato samy malagasy
K kktsyoqq azato ro mifanambany
Antegna ko magnotsafa
Hiavognana tsy mizaka
Efa tsy zfxh mahay miteny gasy
Herinandro ny tany andafy
Aoka fantatrao malagasy fona ianao
Na samy hafa farazanana mpiray tanindrazana
Nefa ireo zay mba nitokina
De namitaka ampifalina
Tsy mbo nisy azo nantenaina
Zoki olon izay najaina
Magaga zaho ndre havana
Havantiana ro tsy hiaramonina cheri ko
Mafy e mafy e zegny ny toetrinjareo
Ratsye ratsy e gtuyshzq malagasy mipetrakandafy any
Miarakaraka @ tononkira.serasera.org nao refa manambola ianao
Alainy hatra @ vadinao refa lasa miasa any ianao
Na ny salama na marary
Tsikato samy malagasy
K kktsyoqq azato ro mifanambany
Antegna ko magnotsafa
Hiavognana tsy mizaka
Efa tsy zfxh mahay miteny gasy
Herinandro ny tany andafy
Aoka fantatrao malagasy fona ianao
Na samy hafa farazanana mpiray tanindrazana
Nefa ireo zay mba nitokina
De namitaka ampifalina
Tsy mbo nisy azo nantenaina
Zoki olon izay najaina
Magaga zaho ndre havana
Havantiana ro tsy hiaramonina cheri ko
Mafy e mafy e zegny ny toetrinjareo
Ratsye ratsy e gtuyshzq malagasy mipetrakandafy any
Miarakaraka @ tononkira.serasera.org nao refa manambola ianao
Alainy hatra @ vadinao refa lasa miasa any ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZANDRY jaen-claudeVangy : 3768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zolo
Daty : 15/03/2006 09:41
