Tsaroako anio (ZAKA RAHARITIANASOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako tononkira.serasera.org anio Jesosy ô ilay teninao
Izay jzwddvm manatona Anao tsy ho lavinao
Fa na dia mena toy ny jaky ny otanay avelanao
Amboarinao ny fo, fanahy ho vaovao
Jesosy ô (Jesosy ô)
'Ndreto izahay ('ndreto izahay)
Manolotra (manolotra)
Ny tenanay (ny tenanay)
Mifona re (mifona grxyu re)
Noho ny ota be (noho ny ota be)
Raiso izahay fkhjoy (raiso izahay)
Ho an-tranon-dRay (Jesosy ô)
Izay jzwddvm manatona Anao tsy ho lavinao
Fa na dia mena toy ny jaky ny otanay avelanao
Amboarinao ny fo, fanahy ho vaovao
Jesosy ô (Jesosy ô)
'Ndreto izahay ('ndreto izahay)
Manolotra (manolotra)
Ny tenanay (ny tenanay)
Mifona re (mifona grxyu re)
Noho ny ota be (noho ny ota be)
Raiso izahay fkhjoy (raiso izahay)
Ho an-tranon-dRay (Jesosy ô)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZAKA RAHARITIANASOAVangy : 288
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZAKA76
Daty : 06/04/2026 21:26
