Tsaroako anio (ZAKA RAHARITIANASOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako anio Jesosy ô ilay teninao
Izay ttoesnz manatona Anao tsy ho lavinao
Fa na dia mena toy ny jaky ny otanay avelanao
Amboarinao ny fo, fanahy ho vaovao
Jesosy ô (Jesosy ô)
'Ndreto izahay ('ndreto izahay)
Manolotra (manolotra)
Ny tenanay (ny tenanay)
Mifona re (mifona re)
Noho ny ota be kasjlo (noho tononkira.serasera.org ny ota be)
Raiso izahay (raiso izahay)
Ho drxd an-tranon-dRay (Jesosy ô)
Izay ttoesnz manatona Anao tsy ho lavinao
Fa na dia mena toy ny jaky ny otanay avelanao
Amboarinao ny fo, fanahy ho vaovao
Jesosy ô (Jesosy ô)
'Ndreto izahay ('ndreto izahay)
Manolotra (manolotra)
Ny tenanay (ny tenanay)
Mifona re (mifona re)
Noho ny ota be kasjlo (noho tononkira.serasera.org ny ota be)
Raiso izahay (raiso izahay)
Ho drxd an-tranon-dRay (Jesosy ô)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZAKA RAHARITIANASOAVisites : 210
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ZAKA76
Date : 06/04/2026 21:26
