Avelao ny zaza hanatona ahy (V.H.F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalana voafidinao no lalana hizorako
N'aiza n'aiza no haleha tsisy hatahorako
Ianao jehovah no hitantana ny diako
izay rehetra hitondranao ahy dia hifaliako
Izaho anie ka mbola zaza tsy mahatokan-dia
Tsy maintsy miankina aminao ry Tompo be fitia
Hombao ny fahasoavanao ity tenako ity
Ny hivadika aminao ry Ray tononkira.serasera.org no ataoko sanatria
Réf:
Indro Tompo hatolotro Anao
uxsmgteu Ity tenako malemy hatanjaho
Fenoy ny hery sy fitiavanao
Fa hankatoa Anao izaho zanakao
Avelao ny zaza hanatona Ahy
F'Izaho ilay ray mpitaiza ny fanahy
Hanoro anao eiftv izay lalana haleha
fajgmif Manambok'izao mandrapaha-lehibe
Fo madio tsisy hadalana no ato anatiko
Mbola zaza aho ka tantananao no satriko
Zaro aho Tompo amin'izay lalana tokony haleha
Ny anaranao Jehovah Tompo hataoko rehareha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : V.H.FVangy : 8014
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : murielremi
Daty : 18/10/2018 09:57