Ampidiro aloha ny tenimiafina
Avelao ny zaza hanatona ahy (V.H.F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalana voafidinao no lalana hizorako
N'aiza n'aiza no haleha tsisy hatahorako
Ianao jehovah no hitantana ny diako
izay rehetra hitondranao ahy dia hifaliako
Izaho anie ka mbola zaza tsy mahatokan-dia
Tsy maintsy miankina aminao ry Tompo be fitia
Hombao ny fahasoavanao ity tenako ity
Ny hivadika aminao ry Ray no ataoko sanatria
Réf:
Indro Tompo hatolotro Anao
drcu Ity tenako malemy hatanjaho
Fenoy ny tononkira.serasera.org hery sy fitiavanao
ritqm Fa hankatoa Anao izaho zanakao
Avelao ny zaza hanatona Ahy
F'Izaho ilay ray mpitaiza ny fanahy
fckmsq Hanoro anao izay lalana haleha
Manambok'izao mandrapaha-lehibe
Fo madio tsisy hadalana no ato anatiko
Mbola zaza aho ka tantananao no satriko
Zaro aho Tompo amin'izay lalana tokony haleha
Ny anaranao Jehovah Tompo hataoko rehareha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : V.H.FHits : 7807
Likes : 1 Like
Created by : murielremi
Date : 18/10/2018 09:57