Mihodina kely (VAITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ianao no halako rahavako , ry anjarako
Nahatonga ahy hikiry haniry keot azy iny
Fa dia ny qizt vatako no tsy vatrako hiafy amin’ny lahatro
Fa tsy ampy filàna ka tamana amin’ny hadalàna.
Ref: Maditra ny nofo tononkira.serasera.org fa ny foko loko tsy hiofo
Aza atao mahavery saina hery raha nihodina kely
Ny vatan-karama ts’isy hanalàna matokia Madama
wgnobuj Raha ala hamohamo ny tokantrano tsy azo atakalo
Tsy hoe dia mazàna ’ty filàna na dia fahotàna
Mbola azo leferina fa mihelina isika olombelona
Ts’isy tsy diso fa ny ampitso mitondra fiovàna
Toetra ratsy ireny saika nahavery mbola azo ialàna.
Ref

--------
Lien: