You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

VAITRA

525

Nampiditra : Pierre
Tamin'ny : 10/03/2005 05:56:49

Mombamomba :
Vao  avy  Namoaka  Raki-kira ny  tarika  vaitra  izay  mitondra  ny  lohateny  hoe " Lasany " izay mendrika  henoina  . Betsaka  ny  karazana  gadon-kira  ao  anatiny : Slow,salegy, country,.... Tsara  ny  hiran'izy  ireo sady  voafehiny  tsara  ny tonony  sy ny  feony  . Mampirisika  ny  rehetra  hanaraka  io  tarika  io . Ny  dikan'ny  Vaitra  moa  dia hoe " Vazo  Iangaliana  sy  TRAndrahana".Ny hirany  tiako  indrindra  dia  ilay hoe "Nihodi-na  kely " izay  miresaka indrindra ny  "fihodinan'ny  lehilahy " .

Hevitra mandeha

Pierre (10/03/2005 10:56:49)

Dona (27/05/2004 09:50:51)

Ny tarika VAITRA dia ahitana an'i Pierrot avy eo Alarobia, sefon'ny tarika, sady mpihira izy no mpandihy ary koa mpitendry. Ao ihany koa i Nônô, Haingo samy mpihira ary samy mpitendry ihany koa, ny hany mba viavy ao @ tarika dia i Ny Aina. Efa maro ireo hira no mandeha eo radio isan-karazany toy ny hoe "Lasany, Hay ve, Tsy tantiko..."

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha