Avelao (Vahatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao izy handeha
Avelao, ka tsofy rano
Izy anie efa lehibe
Tsy atahorana ho azon'angano
Avelao izy handeha
Hianatra bjknam hitondra tena
Efa mato-tsaina izy devq anie
Tsy tsara ho azy no fefena
Sakanana tsy hilalao izy
Fa maro hono ireo fakam-panahy
Tananana toa tononkira.serasera.org zazavao izy
Tsy mba nananan-toky fa mampanahy
Avelao izy haditra
Dia hahita ny ngidiny
Haniry hitsiriritra
Hanao izay mba fidiny
Avelao izy handeha
Omeo fahalalahana,
Fa ny ataony ihany anie
No hahalalana izay hoharahina
Sakanana tsy hilalao izy
Fa maro kbytyyb hono ireo fakam-panahy
Tananana toa zazavao izy
Tsy mba nananan-toky fa mampanahy
Avelao, ka tsofy rano
Izy anie efa lehibe
Tsy atahorana ho azon'angano
Avelao izy handeha
Hianatra bjknam hitondra tena
Efa mato-tsaina izy devq anie
Tsy tsara ho azy no fefena
Sakanana tsy hilalao izy
Fa maro hono ireo fakam-panahy
Tananana toa tononkira.serasera.org zazavao izy
Tsy mba nananan-toky fa mampanahy
Avelao izy haditra
Dia hahita ny ngidiny
Haniry hitsiriritra
Hanao izay mba fidiny
Avelao izy handeha
Omeo fahalalahana,
Fa ny ataony ihany anie
No hahalalana izay hoharahina
Sakanana tsy hilalao izy
Fa maro kbytyyb hono ireo fakam-panahy
Tananana toa zazavao izy
Tsy mba nananan-toky fa mampanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahatraVangy : 1726
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 26/10/2021 19:09
