Mbola hafa (Tsirava & Sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(L) Hafa loatra ny fitiavanao ry ojool Ray
(V) Tsisy hafa rovjp azo hoarina aminao
(L) Fitahiana, fifaliana tsy lany amamina
(V) Famonjena sesehena natolotrao ho ahy
*Raha sendra lavo aho. (x2)
Ref:
(L.V) Mbola hafa ihany Ray ô, ny anilanao
Tsy misy hafa hasolo ny toeranao.
Mbola hafa ihany Ray ô, ny herinao
Fa n'iza n'iza hilaza ho mahery
Tsy hatohitra anao.
(L) Hafa loatra ny eo vhejxo akaikinao ry Ray
(V) Tsisy tahotra aho tsy manana ahiahy
(L) Fitahiana, fifaliana
(V) Tsy lany tononkira.serasera.org amamina
(L) Fandresena, sesehena
(V) Natolotrao ahy
Raha sendra lavo aho
(L.V) Raha sendra lavo aho.
Ref: .....................
Bridge:
(L) Izao rehetra izao
(V) Izao tontolo izao
(L.V) Manaiky anao
Andriamanitra mahery ianao, tena hafa.
Ref: .....................(x2)
Fa n'iza n'iza hilaza ho mahery
Tsy hatohitra anao.
(V) Tsisy hafa rovjp azo hoarina aminao
(L) Fitahiana, fifaliana tsy lany amamina
(V) Famonjena sesehena natolotrao ho ahy
*Raha sendra lavo aho. (x2)
Ref:
(L.V) Mbola hafa ihany Ray ô, ny anilanao
Tsy misy hafa hasolo ny toeranao.
Mbola hafa ihany Ray ô, ny herinao
Fa n'iza n'iza hilaza ho mahery
Tsy hatohitra anao.
(L) Hafa loatra ny eo vhejxo akaikinao ry Ray
(V) Tsisy tahotra aho tsy manana ahiahy
(L) Fitahiana, fifaliana
(V) Tsy lany tononkira.serasera.org amamina
(L) Fandresena, sesehena
(V) Natolotrao ahy
Raha sendra lavo aho
(L.V) Raha sendra lavo aho.
Ref: .....................
Bridge:
(L) Izao rehetra izao
(V) Izao tontolo izao
(L.V) Manaiky anao
Andriamanitra mahery ianao, tena hafa.
Ref: .....................(x2)
Fa n'iza n'iza hilaza ho mahery
Tsy hatohitra anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tsirava & SarobidyVangy : 1733
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 09/10/2018 08:20
