Mbola hafa (Tsirava & Sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(L) Hafa loatra ny fitiavanao ry Ray
(V) Tsisy hafa btkro azo hoarina aminao
(L) Fitahiana, fifaliana tsy lany amamina
(V) Famonjena sesehena natolotrao ho ahy
*Raha sendra lavo aho. (x2)
Ref:
(L.V) Mbola hafa qhzwfl ihany Ray ô, ny anilanao
Tsy misy hafa hasolo ny toeranao.
Mbola hafa ihany Ray ô, ny herinao
Fa n'iza n'iza hilaza ho mahery
Tsy hatohitra anao.
(L) Hafa loatra ny eo akaikinao bpktxt ry Ray
(V) Tsisy tononkira.serasera.org tahotra aho tsy manana ahiahy
(L) Fitahiana, fifaliana
(V) Tsy lany amamina
(L) Fandresena, sesehena
(V) Natolotrao ahy
Raha sendra lavo aho
(L.V) Raha sendra lavo aho.
Ref: .....................
Bridge:
(L) Izao rehetra izao
(V) Izao tontolo izao
(L.V) Manaiky anao
Andriamanitra mahery ianao, tena hafa.
Ref: .....................(x2)
Fa n'iza n'iza hilaza ho mahery
Tsy hatohitra anao.
(V) Tsisy hafa btkro azo hoarina aminao
(L) Fitahiana, fifaliana tsy lany amamina
(V) Famonjena sesehena natolotrao ho ahy
*Raha sendra lavo aho. (x2)
Ref:
(L.V) Mbola hafa qhzwfl ihany Ray ô, ny anilanao
Tsy misy hafa hasolo ny toeranao.
Mbola hafa ihany Ray ô, ny herinao
Fa n'iza n'iza hilaza ho mahery
Tsy hatohitra anao.
(L) Hafa loatra ny eo akaikinao bpktxt ry Ray
(V) Tsisy tononkira.serasera.org tahotra aho tsy manana ahiahy
(L) Fitahiana, fifaliana
(V) Tsy lany amamina
(L) Fandresena, sesehena
(V) Natolotrao ahy
Raha sendra lavo aho
(L.V) Raha sendra lavo aho.
Ref: .....................
Bridge:
(L) Izao rehetra izao
(V) Izao tontolo izao
(L.V) Manaiky anao
Andriamanitra mahery ianao, tena hafa.
Ref: .....................(x2)
Fa n'iza n'iza hilaza ho mahery
Tsy hatohitra anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tsirava & SarobidyVisites : 1651
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 09/10/2018 08:20
