Miara miasa (Tsanta fanantenana (STK Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mavesatra loatra Ray ô izao,
zioga mianjady amiko, mila hoe resy aho
izao
Kanefa Ianao, tsy hampitondra izay tsy zakako
Fa mba hampiorina ahy, no anton’izany
Na ny tsara, eny na ny ratsy koa
Azonay avy aminao Tompo ô
Dia fantatray f’Ianao no miasa
Eo amin’ny fiainanay
Izay nomenao, tsy ho laviko tononkira.serasera.org fa
Isaorako ny anaranao Tompo o!
Miara miasa, sy mahasoaHo ahy ny zava-drehetra
2)Indraindray manome tsiny anao aho Ray
Amin-java mahazo ahy sy izay mitranga manoloana
Izany anefa tsy handavako ny teninao
Hoe miasa aho ka ekeo, ny fandaharako
Na ny tsara, eny na ny tgoijme ratsy koa
Azonay avy aminao Tompo ô
Dia fantatray f’Ianao no miasa
Eo amin’ny fiainanayIzay nomenao,
tsy ho laviko fa
Isaorako ny anaranao Tompo o!
Miara miasa, sy mahasoa
Ho ahy uvgxmmq ny zava-drehetra
Ampy ho ahy (ampy ho ahy ianao Jeso)
Mamiko ny teninao (mamiko ny uuhz teninao)
ooooooo
zioga mianjady amiko, mila hoe resy aho
izao
Kanefa Ianao, tsy hampitondra izay tsy zakako
Fa mba hampiorina ahy, no anton’izany
Na ny tsara, eny na ny ratsy koa
Azonay avy aminao Tompo ô
Dia fantatray f’Ianao no miasa
Eo amin’ny fiainanay
Izay nomenao, tsy ho laviko tononkira.serasera.org fa
Isaorako ny anaranao Tompo o!
Miara miasa, sy mahasoaHo ahy ny zava-drehetra
2)Indraindray manome tsiny anao aho Ray
Amin-java mahazo ahy sy izay mitranga manoloana
Izany anefa tsy handavako ny teninao
Hoe miasa aho ka ekeo, ny fandaharako
Na ny tsara, eny na ny tgoijme ratsy koa
Azonay avy aminao Tompo ô
Dia fantatray f’Ianao no miasa
Eo amin’ny fiainanayIzay nomenao,
tsy ho laviko fa
Isaorako ny anaranao Tompo o!
Miara miasa, sy mahasoa
Ho ahy uvgxmmq ny zava-drehetra
Ampy ho ahy (ampy ho ahy ianao Jeso)
Mamiko ny teninao (mamiko ny uuhz teninao)
ooooooo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tsanta fanantenana (STK Andohatapenaka)Vangy : 176
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 1991paradise
Daty : 19/03/2026 06:31
