Inona moa no ifandrafirafiana (Troupe Célestine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa no ifandrafirafiana
Sy hanaovan'izay tsy hitiavana namana
Nahoana ity tany fangirifiriana
Raha solom-piadanana fa tsy tononkira.serasera.org andramandramana ofqtb [2]
Inona ujkh anefa izay andro mandalo
Inona koa no mba vitanao irery ?
Tsy azo atao ve ? Ny mitia fahavalo
Toy hiataka sahala ny very
Isika olombelona anie ka mania
Mielina foana , midify de tsy hita
Koa asan'izay tsy mba mifankatia !
Raha ony iray ihany no iarahana mita
Efa any am-pasana ve vao hivaotra ?
Vovoka izany vao hifankatia ?
Indrisy hoy aho ! Diso aoriana loatra
Koa dieny misy avjv aina amboary ny dia [2]
Sy hanaovan'izay tsy hitiavana namana
Nahoana ity tany fangirifiriana
Raha solom-piadanana fa tsy tononkira.serasera.org andramandramana ofqtb [2]
Inona ujkh anefa izay andro mandalo
Inona koa no mba vitanao irery ?
Tsy azo atao ve ? Ny mitia fahavalo
Toy hiataka sahala ny very
Isika olombelona anie ka mania
Mielina foana , midify de tsy hita
Koa asan'izay tsy mba mifankatia !
Raha ony iray ihany no iarahana mita
Efa any am-pasana ve vao hivaotra ?
Vovoka izany vao hifankatia ?
Indrisy hoy aho ! Diso aoriana loatra
Koa dieny misy avjv aina amboary ny dia [2]
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Troupe CélestineVangy : 4923
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/01/2020 11:35
