Inona moa no ifandrafirafiana (Troupe Célestine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa no ifandrafirafiana
Sy hanaovan'izay tsy hitiavana namana
Nahoana ity tany fangirifiriana
Raha solom-piadanana fa tsy andramandramana [2]
Inona anefa tononkira.serasera.org izay andro mandalo
Inona koa no mba vitanao irery ?
Tsy azo atao ve ? Ny mitia fahavalo
Toy hiataka sahala ny very
Isika olombelona anie ka mania
Mielina foana , midify de tsy hita
Koa asan'izay tsy mba uumrao mifankatia !
Raha ony iray ihany no iarahana mita
Efa any fafvhd am-pasana ve vao hivaotra ?
Vovoka izany vao hifankatia ?
Indrisy hoy aho ! Diso lielnxgn aoriana loatra
Koa dieny misy aina amboary ny dia [2]

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Troupe CélestineHits : 4922
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 01/01/2020 11:35