TSARA RINDRA (Tosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fitiavana tsara rindra
nampiray antsika roa
nahitako mamy indrindra pdke
sy nitondra mangidy koa
rivo mahery sy qxjmb rano maria
tsy maintsy andalovana ety mqpcps
tsaroana foana ilay fanekena tononkira.serasera.org
hahazoana ny fandresena
fihafiana, tsy fisiana
fifaliana no hiafarana
fanantenana tsy lany laniana
nampisava ny aizina tao.
reo manodidina mamely hatrany
tsy nahay nanova ny fo
reo mpanatsatso manjohy aoka izany
niala maina avokoa
fihafiana, tsy fisiana
fifaliana no hiafarana
fanantenana tsy lany laniana
nampisava ny aizina tao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tosy
Visites : 8110
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lapiouf
Date : 20/05/2010 23:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302