Ampidiro aloha ny tenimiafina
zato isan-jato (TOKO TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zato isan-jato
Mba sambatra iny lalana iny nolalovanao,
mahita ilay endrika mamiko,
tsy mahatsapa ny fisiako nefa tena tiako.
Zato clkqdu isan-jato tsy mba nahitako tsiny,
ny hatsaranao ry olona iny
Very anjely angaha ny eny an-danitra
ô ô ô ô
Ref:
Nandalo ianao dia niserana
Izaho mitsiriritra am-pitoerana
Ny fanahinao,ny fitiavanao,
mangetaheta izany anie aho e.
Rahampitso aho tena marina
Tsy maintsy ho sahy hanatona anao
Na ho fitiavana na ho fandavana
Dia tia anao tononkira.serasera.org aho
Miasa loha,ahoana tokoa moa no hiafarako
raha ianao no hilazako
ny ato am-poko nokoboniko hatry nwqkfjhw ny taloha.
Nofinofy sa mba gvqff mety ho toha ny faniriana?
Tolory fitia fa aza ariana
Tsy hoe mitalaho fa raha tsy azo atao
aoka ho namanao
Nandalo ianao....
TOKO TELO
Mba sambatra iny lalana iny nolalovanao,
mahita ilay endrika mamiko,
tsy mahatsapa ny fisiako nefa tena tiako.
Zato clkqdu isan-jato tsy mba nahitako tsiny,
ny hatsaranao ry olona iny
Very anjely angaha ny eny an-danitra
ô ô ô ô
Ref:
Nandalo ianao dia niserana
Izaho mitsiriritra am-pitoerana
Ny fanahinao,ny fitiavanao,
mangetaheta izany anie aho e.
Rahampitso aho tena marina
Tsy maintsy ho sahy hanatona anao
Na ho fitiavana na ho fandavana
Dia tia anao tononkira.serasera.org aho
Miasa loha,ahoana tokoa moa no hiafarako
raha ianao no hilazako
ny ato am-poko nokoboniko hatry nwqkfjhw ny taloha.
Nofinofy sa mba gvqff mety ho toha ny faniriana?
Tolory fitia fa aza ariana
Tsy hoe mitalaho fa raha tsy azo atao
aoka ho namanao
Nandalo ianao....
TOKO TELO
--------
Rohy:
Hevitra
Mtra
(
07/07/2021 15:12)
tiko io vazo io
radokelynoeline
(
18/01/2025 09:06)
Tiako, fa ilay version original an'ny tarika Hasina no nahatsiarovako azy taloha. Raha mba misy mahita.
