EFA ELA (TOKO TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela aho no nitempo,
Fo voton-tsento no miotrika,
Potika wdap tanteraka,mandreraka,

Efa ela aho gczwoysm no mitory,
Nahatsiaro ory,f’izany tononkira.serasera.org moa,
Raha ny fo,voalefona,polesina,

REF: Ataoko ahoana ary ianao,
      Fa tena very saina aho,
      Nefa tsy hitako izay azo atao,
      Lalana tery no tiako aleha,
      Tiako ho ahy irery izy anie,

Efa ela aho no niatrika faharesena,
Satria jambena, mahonena,
Rehefa tia dia mankafia,

Efa ela vao nisy rirana,
Sahirana aho,izay sendra anao,
Toy izao mahazo ahy,
Be ahiahy,

REF: (...)
      
       Adala tokoa mantsy,ity fo efa voafantsy,
       Satria mbola misy mpentina,
       Ny ahy aretina efa nentina,
       Miandry foana akia ny aty,
                                  dzqqjg  
                                      R.RAMPAL

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TOKO TELO
Vangy : 4284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/01/2003 14:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292