Nantsoina mba ho iray (TMT (Tanora Mpanentana Tsimialonjafy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nantsoina mba ojwo ho iray
Nantsoina mba ho iray
Izahay ry Ray
Navondronao ho fikambanana iray
Nantsoinao tononkira.serasera.org mba hanangana ny fikambananay
Dia izahay tanora sy ireo mpanampy anay
Ref:Ireo rehetra ireo
No navondronao mba ho iray
Hifanohana sy hifanampy
Ho fianakaviana iray
I Kristy sy ny teny toriantsika
No lalana mrfivq mankany amin\\’izy Ray
Dia ny Ray izay fahamarinana
Lalana sy aina ytxsp ho antsika
No arahina mankany amin\\’ny tena paradisa
Nantsoina mba ho iray
Izahay ry Ray
Navondronao ho fikambanana iray
Nantsoinao tononkira.serasera.org mba hanangana ny fikambananay
Dia izahay tanora sy ireo mpanampy anay
Ref:Ireo rehetra ireo
No navondronao mba ho iray
Hifanohana sy hifanampy
Ho fianakaviana iray
I Kristy sy ny teny toriantsika
No lalana mrfivq mankany amin\\’izy Ray
Dia ny Ray izay fahamarinana
Lalana sy aina ytxsp ho antsika
No arahina mankany amin\\’ny tena paradisa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TMT (Tanora Mpanentana Tsimialonjafy)Vangy : 2648
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/01/2005 12:30
