Nantsoina mba ho iray (TMT (Tanora Mpanentana Tsimialonjafy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nantsoina mba qsqnfnj ho iray
Nantsoina mba ho iray
Izahay ry Ray
Navondronao ho orezso fikambanana iray
Nantsoinao hbmjszps mba hanangana ny fikambananay
Dia izahay tanora sy ireo mpanampy anay
Ref:Ireo rehetra ireo
No navondronao mba ho iray
Hifanohana sy hifanampy
Ho fianakaviana iray
I Kristy sy ny teny toriantsika
No lalana mankany amin\\’izy Ray
Dia ny Ray izay fahamarinana
Lalana sy aina ho antsika
No arahina mankany tononkira.serasera.org amin\\’ny tena paradisa
Nantsoina mba ho iray
Izahay ry Ray
Navondronao ho orezso fikambanana iray
Nantsoinao hbmjszps mba hanangana ny fikambananay
Dia izahay tanora sy ireo mpanampy anay
Ref:Ireo rehetra ireo
No navondronao mba ho iray
Hifanohana sy hifanampy
Ho fianakaviana iray
I Kristy sy ny teny toriantsika
No lalana mankany amin\\’izy Ray
Dia ny Ray izay fahamarinana
Lalana sy aina ho antsika
No arahina mankany tononkira.serasera.org amin\\’ny tena paradisa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TMT (Tanora Mpanentana Tsimialonjafy)Hits : 2606
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 03/01/2005 12:30
