Ampidiro aloha ny tenimiafina
Repela (theo rakotovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Janjigno tse fa 'zaho hitantara a!, ampela aah!Ampela toy zampela nalaza fa ela a!
Nalaza amenigna soasoany e!, Repela aaah!
Nalaza amenigna soam-pagnahy e!, Repela a!
Ndray agny mila agn'azy tsy ahoany e!, Repela aaah!
Mpimasy gnasa fa sisy kily e! eh!, io 'gnôly ampela a!
Hmm!
Fa 'zaho raika avao ro finily e!, n'dRepela a!
teany hoy fa mahay mihi..ra!!
Hoan'dRepela a!, an! an!
Repela sakalava,
Sakalava antimo ô!
Repela avao no nagnaja ahy
Ka tiako an'igny koah likely eeh!
Repela sakalava,
Baka Morondava agny e!
Repela avao ro nagnaja ahy
Alaiko valy koah Repela a! an!, ôôôh! ôh!
Pela ah!
Neny e! eh!
K'anilagn'ny lehilahy manan-dràla,
Tsy nahoany eeh!
K'anilagn'olo-be manan-kaja,
Tsy nahoany eeh!
Fa 'zaho lehilahy mitendry gitara,
Ro nitiany eeh!
Masika agnay itoy fa tantara aah!,
Tantara ndRepela a!
Hmm!
Ampela maro olo mpagniry e!, Repela a!, hay an!!
Teany 'zaho fa mahay mia..ntsa!!
Hoan'dRepela a!, onh! on!
Repela sakalava,
Sakalava antimo ô!
Repela avao no nagnaja ahy
Ka tiako an'igny koah likely eeh!
Repela sakalava,
Baka Morondava agny e!
Repela avao ro nagnaja ahy
Alaiko valy koah Repela a! an!, ôôh!
Fe maro avao koah gn'olo mpandraty eh!, an'dRepela a!, hay an!!
Fe 'zaho teagn'azy fa ela
Izay koah Repela a! aah!
Sakalava antimo ô!
Repela a!, Maman aah!,
Alaiko valy koah Repela
Pelako ô! ôh!, Maman a!
Baka Morondava agny e!
Repela a!, ôôôh!, eh! oôgno!
Repela sakalava,
Sakalava antimo ô! ôh!
Pela a! aah!, nanananinaina a!!
Pela a!, eoh Aba a!
Baka Morondava agny e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : theo rakotovaoVangy : 203
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 29/07/2025 15:27
