Mivoleza (theo rakotovao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeso mbao e! finafonafokao eih! e!!
Isan'andro loatsy e! fa maha entsaky ahy eh! e!!
Zaho tsy olo adala la iha nitiako avao
Fa le ny f'ela tia gny nilako anao.

Kaikaikinao ahy, engao moa fa tsy tiako ô!ô!ô ôh!
Engy ajava-lala egny regny n'olo maro ô!
Zaho tsy olo adala fa iha nitiako zao
Fo tsy n'androany avao gny nahitako anao.

Ôh! Fitiava toy eh! e! tsy azo atao forcé
N'ategna manao teagna
Tsy to io fa pitié e!
Mokotsy eo iha jampela
Laha zaho avao lie ro tavandrainao ô! ô!
Eo tsy hanambaly eo, iha jampela
Laha zaho avao rôe ro nambenanao o!!

*Volezanao amin'ny tagnatrikinao ô!
Isan'andro zao rô, fa maha empaka zaho ô! ô! (X2)
....
Taratasy maro aby isan'andro e! e!
Feno rediredy mampalahelo gny aiko ô!ô!ô! ôh!
Zaho tsy olo adala la iha nitiako avao!
Fa le ny f'ela tia gny nilako anao!

Ôh! Fitiava toy eh! e! tsy azo atao forcé
N'ategna manao teagna
Tsy to io fa pitié e!
Mokotsy eo iha jampela
Laha zaho avao lie ro tavandrainao ô! ô!
Eo tsy hanambaly eo, iha jampela
Laha zaho avao rôe ro nambenanao o!!

*Volezanao amin'ny tagnatrikinao ô!
Isan'andro zao rô, fa maha empaka zaho ô! ô! (X4)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : theo rakotovao
Vangy : 742
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 13/04/2023 19:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3998