Ilay fiverenanao (THE ONLY WAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho deraina eto aminay
Ka miandrandra anao izahay.
Tsisy azo hoharina
Amin'ilay voninahitra uerjh ho avy, Oooh
Vahiny tononkira.serasera.org aho no ety, fa hiverina aminao
Ho avy ianao haka ahy, hiaraka aminao
Vahiny aho no ety, kmzcwlhc fa hiverina aminao
Dia ianao no Haka ahy, hiaraka aminao
Yeshua, efa ela no niandry aho, ilay fiverenanao
Yeshua, efa ela no niandry aho, ilay fiverenanao
Tsy ho ela intsony dia ho avy ianao
Ny lohalika rehetra hiankohoka
Ny lela rehetra hidera anao
Izay rehetra tia Azy, dia hiakatra dynbqfl hitsena azy
Indray segondra monja no hitsenana Azy.
Yeshua

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : THE ONLY WAYVisites : 791
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 1603
Date : 23/05/2026 21:57