Ilay fiverenanao (THE ONLY WAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho deraina eto aminay
Ka miandrandra anao izahay.
Tsisy azo hoharina
Amin'ilay voninahitra ho avy, Oooh

Vahiny aho no ety, fa hiverina aminao
Ho avy ianao haka ahy, hiaraka aminao
Vahiny aho no ety, fa hiverina aminao
Dia ianao no Haka ahy, hiaraka aminao

Yeshua, efa ela no niandry aho, ilay fiverenanao
Yeshua, efa ela no niandry aho, ilay fiverenanao

Tsy ho ela intsony dia ho avy ianao
Ny lohalika rehetra hiankohoka
Ny lela rehetra hidera anao

Izay rehetra tia Azy, dia hiakatra hitsena azy
Indray segondra monja no hitsenana Azy.

Yeshua
Yeshua
Yeshua
Yeshua
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : THE ONLY WAY
Hits : 23
Likes : 0 Like
Created by : 1603
Date : 23/05/2026 21:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304