Ramaria (Tarika TARY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Latsaka minitra aquethk vitsy
ny amin'ny roa ambin'ny folo
Mandositra avokoa
ny vahoaka manontolo
Misy lasa mody
Misy miditra hôtely
Handalo mantsy Ramaria
rehefa kelikely

Fiv
(Ramaria)2
Aza manenjika ry anona
(Ramaria)2
F'izaho efa handeha hihinan-kanina

Areti-mandoza
no entin-dRamaria
Aretim-bilany
Aretin-tsotro sy nnttou vilia
Aretina hafahafa
tsy azo anaovana vinany
fa ny fanafodiny
dia ny sakafo ihany

Fiv

Vary, composé,
katsaka misy tononkira.serasera.org ronono,
mangahazo batabata,
koban-dravina mifono,
kafe sy ramanonaka,
lasopy mlhijcm be sakay,
mofo sy dibera, voanjo,
ron'akoho mahamay

Fiv

Tonony sy feony:
RAFR (Razafintseheno Fred Nomenjanahary)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika TARY
Hits : 368
Likes : 0 Like
Created by : Ranoararaka2025
Date : 23/03/2025 23:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053