Tarika TARY

Nampiditra Ranoararaka2025
15 andro lasa
Hiran'i Tarika TARY 2 Jereo eto
Vangy : 79
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Tao Ankazolava Mahazoarivo Antananarivo no nipoitra ny tarika ny taona 2000.Ny taona 2015 kosa vao manomboka niangaly ny mozika "Ranoararaka" sady nitondra ny anarana hoe "Tarika TARY".
Ny "Ranoararaka" moa dia mozika tendrena tanana amin'ny alalan'ny zava-maneno tsotra, sekaseka, ahenona angolam -peo sy naoty miverimberina ary vazo miteny mitondra hafatra miabo ho an'ny mpiara-belona.

Hevitra momba an'i Tarika TARY

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Tarika TARY (2)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0253