Fahatsiarovana (tarika Ralaza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty ‘lay fahatsiarovana atolotro ho anao
Handeha hitady ravin’ahitra aho mba hanefa ny adidiko
Inty ‘lay hirako izay ho asoloko ny tenako
Mandra-piandrasanao, ilay andro hiverenako
In-2 : Ka raha mba manimanina ianao, io ‘lay hirako hirao
Mety ho lasa vinany ianao, raha mandinika an’zao
Ny tany anie no mielanelanelana eo amiko sy ny aminao
Fa ny fo sy ny fisainako dia miantefa vmgyxbiy any aminao

Mandra-piandrasanao, xnhwlb ilay andro hiverenako
In-2 : Ka raha mba manimanina ianao, any ho any

Ny tany anie no tononkira.serasera.org mielanelanelana eo amiko sy ny aminao
Fa ny fo sy ny fisainako dia miantefa any aminao

Ka raha mba manimanina ianao, io ‘lay hirako hirao

Ka raha mba manimanina ianao, any ho any
Mety ho lasa vinany ianao, raha mandinika tkftb an’zao

--------
Rohy:
Hevitra
harisoaras
(
27/07/2016 08:39)
Tiako, tena tiako. Atolotro hoa n'ny mpifankati
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : tarika RalazaVangy : 2032
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : harisoaras
Daty : 27/07/2016 08:42