Fahatsiarovana (tarika Ralaza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty ‘lay fahatsiarovana atolotro ho anao
Handeha hitady ravin’ahitra aho mba hanefa ny adidiko
Inty ‘lay hirako izay ho asoloko ny tenako
Mandra-piandrasanao, ilay andro hiverenako
In-2 : Ka raha mba manimanina ianao, io ‘lay hirako hirao
Mety ho lasa vinany ianao, raha mandinika an’zao
Ny tany anie no mielanelanelana eo amiko sy ny aminao
Fa ny fo sy ny fisainako dia miantefa any aminao

In-2 : Ka raha tononkira.serasera.org mba manimanina vsts ianao, any ho any

Ny tany anie no mielanelanelana eo amiko nlbbqsxi sy ny aminao

Ka raha mba manimanina ianao, io ‘lay hirako hirao

Ka raha mba manimanina ianao, any ho any

qtub

--------
Link:
Comments
harisoaras
(
27/07/2016 08:39)
Tiako, tena tiako. Atolotro hoa n'ny mpifankati
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : tarika RalazaHits : 1996
Likes : 1 Like
Created by : harisoaras
Date : 27/07/2016 08:42