Tanana haolo (Tarika Mivazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nakaiza nakaiza ny olo tety e
no tanàna haolo no sisa lalovana
rindrina kaoka no sisa mitsangana
mba mitahiry ny fahatsiarovana
Tantara sisa no hany tavela
mba mitahiry ny rakitry ny ela
ny taranaka teo dia lasa nisitaka
mihatery ny tany ka aleo miparitaka
Haolo tokoa ilay akany izay nitaiza ny fahazazana
vorona sisa mikalo, eo ambonin'ny rindrina efa tanàna haolo
fonenan' ireo olo-manga itony toerana itony
Kanefa ankehitriny rakotra Antsoro sy Vero
Nakaiza nakaiza ny olo tety e
no tanàna haolo no sisa lalovana
rindrina kaoka no sisa mitsangana
mba mitahiry ny fahatsiarovana
Haolo tokoa ilay akany izay nitaiza ny fahazazana
vorona sisa mikalo, eo tononkira.serasera.org ambonin'ny rindrina qgmouomz xqlx efa tanàna haolo
fonenan' ireo olo-manga itony toerana itony
Kanefa uweooagf ankehitriny rakotra Antsoro sy Vero

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MivazoVangy : 1920
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tarikamivazo
Daty : 20/02/2020 13:02