Tanana haolo (Tarika Mivazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nakaiza nakaiza ny olo tety e
no yqvk tanàna haolo no sisa lalovana
rindrina kaoka no sisa mitsangana
mba mitahiry ny tononkira.serasera.org fahatsiarovana
Tantara sisa no hany tavela
mba byep mitahiry ny rakitry ny ela
ny taranaka teo dia lasa nisitaka
mihatery ny tany ka aleo miparitaka
Haolo tokoa ilay akany izay nitaiza ny fahazazana
vorona sisa mikalo, eo ambonin'ny rindrina efa tanàna tvnhtuvo haolo
fonenan' ireo olo-manga itony toerana itony
Kanefa ankehitriny rakotra Antsoro sy Vero
Nakaiza nakaiza ny olo tety e
no tanàna haolo no sisa lalovana
rindrina kaoka no sisa mitsangana
mba mitahiry ny fahatsiarovana

vorona sisa mikalo, eo ambonin'ny rindrina efa tanàna haolo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika MivazoVisites : 1868
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tarikamivazo
Date : 20/02/2020 13:02