Velona Jesosy (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafalian'ny lanitra
Ka ravo koa zahay
Fa velona tokoa
Jesosy Tomponay
Lay nofatsihina
sy natao zinona
Nasandratrin'ny Ray
Nitsangana indray

Hafalian'ny lanitra
Ka ravo tononkira.serasera.org koa zahay
Fa velona tokoa
Jesosy Tomponay
Lay nofatsihina
sy natao zinona
Nasandratrin'ny Ray
Nitsangana indray

Nikodia ny vato
VELONA JESOSINAY
Resy ilay satana
FANDRESEN'NY TOMPONAY

Ny fasana nitana hé
Namotsotra foana
Nivoha tsy natazona

Ka torototoro tao satana
Menatra,gina,sina
Tampi-dalana

Nitsangana Jesosy
Ilay Mahery Mpandresy
Namaha ireo fatotra
Elabe

He ravo ny fonay
VELONA JESOSINAY
Resy ilay ipon satana
FANDRESENA HO ANAY

Ny fasana nitana hé
Namotsotra foana
Nivoha tsy natazona

Ka torototoro tao satana
Menatra,gina,sina
Tampi-dalana

Nitsangana Jesosy
Ilay Mahery Mpandresy
Namaha ireo fatotra
Elabe

He ravo ny fonay
VELONA JESOSINAY
Resy ilay satana
FANDRESENA HO metl rtlko ANAY

Hifaly izahay
Fa fanavontana
No hé tanteraka
Tontosa ho anay

Hifaly izahay
Fa fanavontana
No hé tanteraka
Tontosa ho anay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dimimi
Daty : 05/07/2026 10:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288