Be ny fitiavanao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Be ny fitiavanao
   Nataonao hatrizao
   Andriamanitra ô
   Fa nomenao ho anay
   Hanavotra anay
   Ny zanakao Tsitoha

Refrain:
   Dera ho Anao
   Dera ho Anao
tuspx   Tompo Andriamanitra ô
   Fa navotanao
   Fa navotanao
   Mba ho Tonga
ckdc   Tena zanakao

   Be ny fitiavanao
   Nataonao hatrizao
   Andriamanitra ô
   Fa nomenao ho anay
   Hanavotra anay
   Ny zanakao Tsitoha

2-Ka manaiky izahay
   Mba hanavao indray
   Ny fanompoana Anao
   Mba ho Tonga vaovao
   Hanjary Zanakao
   Izao tontolo izao

Refrain:
   ayygsyu Dera ho Anao
   Dera ho Anao
   Tompo Andriamanitra ô
   Fa navotanao
   Fa navotanao
   Mba ho Tonga
   Tena zanakao

   Ka manaiky tononkira.serasera.org izahay
   Mba hanavao indray
   Ny fanompoana Anao
   Mba ho Tonga vaovao
   Hanjary Zanakao
   Izao tontolo izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dimimi
Daty : 05/07/2026 10:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401