Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ataovy ny asako (Tanora marina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ATAOVY NY ASAKO
Fandresena efa eo aminao
Vitan'i Jesosy Tompo
Inona moa re no sakana yuywgtei izao tsy mampandroso ny asany?
Nefa ianao nofidin'i Jesosy
Anao ny asa Ny mba hampandrosoana ny fanjakany
Vavaka tononkira.serasera.org no asandrato tokoa
Tsy misy tiaNy ho very
Vakio, jereo ny baiboly
Fa Izy Tompo no miteny
Koa mandehana tokoa ianareo
Itory ny zqfjycc filazantsara
"Ataovy ny asaKo" hoy Jesosy
Dia ataoko ipkvib ny asanao
Fandresena efa eo aminao
Vitan'i Jesosy Tompo
Inona moa re no sakana yuywgtei izao tsy mampandroso ny asany?
Nefa ianao nofidin'i Jesosy
Anao ny asa Ny mba hampandrosoana ny fanjakany
Vavaka tononkira.serasera.org no asandrato tokoa
Tsy misy tiaNy ho very
Vakio, jereo ny baiboly
Fa Izy Tompo no miteny
Koa mandehana tokoa ianareo
Itory ny zqfjycc filazantsara
"Ataovy ny asaKo" hoy Jesosy
Dia ataoko ipkvib ny asanao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Tanora marinaVangy : 334
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jsjs
Daty : 24/08/2025 14:31
