Ataovy ny asako (Tanora marina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ATAOVY NY ASAKO
Fandresena efa eo aminao
Vitan'i Jesosy Tompo
Inona moa re no sakana izao tsy mampandroso ny tononkira.serasera.org asany?
vzehl Nefa ianao nofidin'i Jesosy
Anao ny asa Ny mba twjriq hampandrosoana ny fanjakany
Vavaka no asandrato tokoa
Tsy misy tiaNy ho very
Vakio, jereo ny baiboly
Fa Izy Tompo no miteny
ophzrgj Koa mandehana tokoa ianareo
Itory ny filazantsara
"Ataovy ny asaKo" hoy Jesosy
Dia ataoko ny asanao
Fandresena efa eo aminao
Vitan'i Jesosy Tompo
Inona moa re no sakana izao tsy mampandroso ny tononkira.serasera.org asany?
vzehl Nefa ianao nofidin'i Jesosy
Anao ny asa Ny mba twjriq hampandrosoana ny fanjakany
Vavaka no asandrato tokoa
Tsy misy tiaNy ho very
Vakio, jereo ny baiboly
Fa Izy Tompo no miteny
ophzrgj Koa mandehana tokoa ianareo
Itory ny filazantsara
"Ataovy ny asaKo" hoy Jesosy
Dia ataoko ny asanao
--------
Lien:
A propos
Artiste : Tanora marinaVisites : 309
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jsjs
Date : 24/08/2025 14:31
