Anao Ny Dera (TANA GOSPEL CHOIR )

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Tsitoha,
Tompon'izao rehetra izao.
Hoderaina foana anie ny Anaranao.
Tsisy zava-mahagaga tononkira.serasera.org izay tsy azonao atao,
Tsy hay refesina ny voninahitrao.

Tena masina Ianao, Tompo,
Mpamonjy ny rajf fiainanay.

Anao ny dera ry Mpanjakanay,
Mitoerà amin'ny fanahinay.
Miondrika eo an-tongotrao indray izahay,
Anao ny dera sy haja mandrakizay.

Tsy ho toy izao Jeso,
Raha tsy Ianao qolh nampahoriana.
Hoderaina foana anie ny legx Anaranao.
Ny ainao nahafoinao tamin'ny hazo fijaliana,
Tsy hay refesina ny voninahitrao.

Tena masina Ianao, Tompo,
Mpamonjy ny fiainanay.

Anao ny dera ry Mpanjakanay,
Mitoerà amin'ny fanahinay.
Miondrika eo an-tongotrao indray izahay,
Anao ny dera sy haja mandrakizay.

Te hitoetra, tsy manana ahiahy,
Feno fiadanana ny fanahy.
Handova fiainana rahatrizay,
Anilanao.

Anao ny dera ry Mpanjakanay,
Mitoerà amin'ny fanahinay.
Miondrika eo an-tongotrao indray izahay,
Anao ny dera sy haja mandrakizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TANA GOSPEL CHOIR
Vangy : 25661
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : RRkt
Daty : 17/06/2016 13:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.099