SAMBATRA (T.A.G (TIANA ARIS GUY))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMBATRASAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, MPANJAKAKO
SAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, FIANTSAMPAZAKO
SAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, MPAMONJIKO
RAHA MISY NY MANJO AMIN’NY ANDRO TSY AMPOIZIKO
FA TOMPO MPIARO IANAO
RY JESO TOKIKO
KOA N’AIZA N’AIZA NO ALEHAKO IZAO
TSY MISY ATAHORAKO
FA MPANAFAKA IANAO
NY OTAKO VOAVELA TOKOA
NY FOKO NIOVA HO VAOVAO
SAMBATR’AHO RY JESO SOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : T.A.G (TIANA ARIS GUY)Vangy : 2489
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : VOAHARY
Daty : 07/04/2005 03:05