SAMBATRA (T.A.G (TIANA ARIS GUY))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMBATRA

SAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, MPANJAKAKO
SAMBATR’AHO JESO yempvx MANANA ANAO, FIANTSAMPAZAKO
SAMBATR’AHO JESO MANANA ANAO, MPAMONJIKO
RAHA MISY NY MANJO svlsdkfh AMIN’NY ANDRO TSY AMPOIZIKO

FA TOMPO MPIARO IANAO
RY JESO TOKIKO
KOA N’AIZA N’AIZA NO ALEHAKO tononkira.serasera.org IZAO
TSY MISY ATAHORAKO
FA MPANAFAKA IANAO
NY OTAKO VOAVELA TOKOA
NY FOKO NIOVA HO VAOVAO
SAMBATR’AHO nmphtrnn RY JESO SOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : T.A.G (TIANA ARIS GUY)
Visites : 2906
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : VOAHARY
Date : 07/04/2005 03:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043