Vavaka (Tafita)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fiv:Hivavaka ho anao aho ry Gasikara
Satria ny ho avinao tiako angarahara
Fa ianao ho sambatra tononkira.serasera.org tokoa
Fa ho tahian'ilay Ray tsitoha
Zanahary oh! Tahio ny taninay
F'efa nankininay taminao io hatrizay
Ka ho feno ny hasambarana ny ho avinay rahatr'izay
Ka ho sambatra tokoa 'lay Tanindrazanay
ka mba tahio
fiv:............
Tompo oh! be indrafo Ianao
Mba mangata-pamelana ireto vahoaka Anao
Noho ny fitiavan-tenanay sy rhaftq fiatsarambelatsihy
Ka ho avotra tokoa ity Tanindrazanay ity
Gasikara oh! aza frbvgff manahy ianao
Fa mbola ho avy ilay maraina vaovao
Andriamanitra mahery tsy amela anao ho irery
Fa djibyhmd hitantana anao hatrany mba tsy ho very
fiv:.............

--------
Rohy: